Tsy misaron-tava intsony ireo demony ao anatin’ ity boky fitaratra vaovao Heward-Mills ity.Amin’ ny fampiasana ny fijoroana vavolombelon’ ilay lehilahy adalan’ ny Gadarena no hanehoany ny làlana makany amin’ ny fandresena ireo demony sy ny fanahy ratsy.
2020/08/29 12:26:01




